-
2 Tantara 24:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary lasa nody ny Syrianina, ka navelany tao anatin’ny aretina mafy i Joasy.+ Dia niray tetika+ hamono azy ny mpanompony, noho ny nandatsahany ny ran’ny+ zanak’i Joiada+ mpisorona. Koa novonoin’izy ireo teo am-pandriana izy ka maty.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ izy, saingy tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+
-
-
2 Tantara 25:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsy novonoiny anefa ny zanak’ireo, fa narahiny izay voasoratra ao amin’ny lalàna ao amin’ny bokin’i Mosesy,+ dia izao nandidian’i Jehovah izao: “Ny ray tsy tokony ho faty noho ny ataon’ny zanaka,+ ary ny zanaka tsy tokony ho faty noho ny ataon’ny ray.+ Noho ny fahotany ihany no hahafaty ny tsirairay.”+
-