Salamo 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hotsaroany ny ory+ rehefa mitady an’izay mpandatsa-dra+ izy.Tsy hohadinoiny tokoa ny fitarainan’ny ory.+ Isaia 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa mivoaka avy any amin’ny toerany i Jehovah mba hanao ampamoaka ny mponina amin’ny tany, noho ny fahadisoana nataon’izy ireo taminy.+ Dia hasehon’ny tany ny ra nalatsak’ilay tanàna,+ ary tsy hafeniny intsony ireo novonoina tao.”+
12 Fa hotsaroany ny ory+ rehefa mitady an’izay mpandatsa-dra+ izy.Tsy hohadinoiny tokoa ny fitarainan’ny ory.+
21 Fa mivoaka avy any amin’ny toerany i Jehovah mba hanao ampamoaka ny mponina amin’ny tany, noho ny fahadisoana nataon’izy ireo taminy.+ Dia hasehon’ny tany ny ra nalatsak’ilay tanàna,+ ary tsy hafeniny intsony ireo novonoina tao.”+