1 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Halainy koa ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo, mbamin’izay tsara indrindra amin’ny ombinareo ary ny ampondranareo, ka hampiasainy hiasa ho an’ny tenany.+ 2 Mpanjaka 9:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary niandrandra nijery tany amin’ilay varavarankely i Jeho, ary nilaza hoe: “Iza no momba ahy? Iza?”+ Avy hatrany dia nisy tandapa+ roa na telo niondrika nijery azy.
16 Halainy koa ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo, mbamin’izay tsara indrindra amin’ny ombinareo ary ny ampondranareo, ka hampiasainy hiasa ho an’ny tenany.+
32 Ary niandrandra nijery tany amin’ilay varavarankely i Jeho, ary nilaza hoe: “Iza no momba ahy? Iza?”+ Avy hatrany dia nisy tandapa+ roa na telo niondrika nijery azy.