16 Koa hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry, ny Israelita rehetra.+ Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo.+ Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+
9 Fa raha tena mampitandrina ny ratsy fanahy kosa ianao mba hialany amin’ny lalan-dratsiny, fa izy no tsy miala amin’izany, dia ho faty noho ny fahadisoany izy,+ fa ianao kosa hahavonjy ny ainao.+