2 Tantara 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Tsy efa nilaza taminao moa aho hoe: ‘Tsy haminany zava-tsoa momba ahy izy, fa zava-dratsy ihany’?”+
17 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Tsy efa nilaza taminao moa aho hoe: ‘Tsy haminany zava-tsoa momba ahy izy, fa zava-dratsy ihany’?”+