-
2 Tantara 18:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata:+ “Mbola misy lehilahy iray+ azo asaina manontany an’i Jehovah. Tena halako anefa izy+ satria hatrizay niainany dia tsy mba maminany zava-tsoa momba ahy mihitsy izy fa zava-dratsy foana.+ Tsy iza izany fa i Mikaia zanak’i Jimla.”+ Hoy anefa i Josafata: “Aza dia miteny toy izany, ry mpanjaka ô!”+
-