22 Nanana andian-tsambon’i Tarsisy+ teny an-dranomasina ny mpanjaka, niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama. Ary tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena+ sy volafotsy sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.
15 Nifanaovanao raharaham-barotra koa ny taranak’i Dedana.+ Nosy maro no nampiasainao tamin’ny varotra. Ary tandroka ivoara+ sy hazomainty no naloany taminao mba ho fanomezana.