Genesisy 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba+ sy Havila sy Sabta sy Rama+ ary Sabteka. Ary ny zanakalahin’i Rama dia i Sheba sy Dedana.+ 1 Tantara 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba+ sy Havila sy Sabta+ sy Rama+ ary Sabteka.+ Ary ny zanakalahin’i Rama dia i Sheba sy Dedana.+ Jeremia 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dedana+ sy Tema+ sy Boza ary izay rehetra manapaka ny volony avy eo amin’ny fihirifany;+
7 Ary ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba+ sy Havila sy Sabta sy Rama+ ary Sabteka. Ary ny zanakalahin’i Rama dia i Sheba sy Dedana.+
9 Ary ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba+ sy Havila sy Sabta+ sy Rama+ ary Sabteka.+ Ary ny zanakalahin’i Rama dia i Sheba sy Dedana.+