2 Samoela 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nametrahany toby miaramila tany Edoma.+ Eny, nametrahany toby miaramila eran’i Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+ 2 Mpanjaka 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny andron’i Jorama no nikomian’i Edoma+ tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda, sy nananganany mpanjaka+ hitondra ny fireneny. Salamo 108:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Moaba+ no koveta isasako.+I Edoma+ no hanipazako ny kapako.+Ary hanao horakora-pandresena ho fanakorana an’i Filistia+ aho.”+
14 Ary nametrahany toby miaramila tany Edoma.+ Eny, nametrahany toby miaramila eran’i Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
20 Tamin’ny andron’i Jorama no nikomian’i Edoma+ tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda, sy nananganany mpanjaka+ hitondra ny fireneny.
9 I Moaba+ no koveta isasako.+I Edoma+ no hanipazako ny kapako.+Ary hanao horakora-pandresena ho fanakorana an’i Filistia+ aho.”+