40 Ny sabatrao no hivelomanao,+ ary ny rahalahinao no hotompoinao.+ Ary rehefa tsy mahalefitra intsony ianao, dia hotapahinao hiala amin’ny vozonao ny ziogany.”+
9 Dia niainga ny mpanjakan’ny Israely sy ny mpanjakan’ny Joda ary ny mpanjakan’i Edoma,+ ka nandeha nanodidina nandritra ny fito andro. Ary tsy nisy rano ho an’ny tao an-toby sy ho an’ny biby fiompy izay nanara-dia azy ireo.