1 Mpanjaka 16:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah, mihoatra noho izay rehetra talohany, i Ahaba.+ 2 Mpanjaka 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba izy,+ sady nanao izay ratsy teo imason’i+ Jehovah foana, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Havan’ny ankohonan’i Ahaba mantsy izy.+ 2 Tantara 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ koa izy, satria nanome saina azy hanao ratsy ny reniny.+
27 Ary nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba izy,+ sady nanao izay ratsy teo imason’i+ Jehovah foana, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Havan’ny ankohonan’i Ahaba mantsy izy.+
3 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ koa izy, satria nanome saina azy hanao ratsy ny reniny.+