1 Mpanjaka 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Benaia+ zanak’i Joiada no lehiben’ny tafika;+ Zadoka sy Abiatara+ no mpisorona; 1 Tantara 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary i Joiada no mpitarika+ ny taranak’i Arona,+ ary nisy fitonjato sy telo arivo niaraka taminy.