2 Samoela 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady momba an-dravehivavy.+ Ary nisy niteny hoe: “Tsy io ve no Batseba+ zanakavavin’i Eliama,+ vadin’i Oria+ Hetita?”+ 2 Samoela 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary raha vao afa-tsaona+ ravehivavy, dia nampanalain’i Davida ho any an-tranony, ka lasa vadiny.+ Dia niteraka zazalahy taminy ravehivavy. Ratsy+ teo imason’i+ Jehovah anefa ny zavatra nataon’i Davida.
3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady momba an-dravehivavy.+ Ary nisy niteny hoe: “Tsy io ve no Batseba+ zanakavavin’i Eliama,+ vadin’i Oria+ Hetita?”+
27 Ary raha vao afa-tsaona+ ravehivavy, dia nampanalain’i Davida ho any an-tranony, ka lasa vadiny.+ Dia niteraka zazalahy taminy ravehivavy. Ratsy+ teo imason’i+ Jehovah anefa ny zavatra nataon’i Davida.