FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 43:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary niala haingana i Josefa, satria nihetsi-po be izy noho ny amin’ilay rahalahiny.+ Koa nitady toerana hitomaniana izy, ka nankao amin’ny efitrano anatiny iray mba ho irery, dia nitomany tao.+

  • Mpitsara 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa afaka kelikely, tamin’ny fotoam-pijinjana varimbazaha, dia nandeha nitsidika ny vadiny i Samsona, ary nitondra zanak’osy+ izy. Ary hoy izy: “Hankao amin’ny vadiko ao amin’ny efitrano anatiny+ aho.” Tsy navelan’ny rain-dravehivavy hiditra tao anefa izy.

  • 2 Samoela 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy i Amnona tamin’i Tamara: “Ento atỳ amin’ny efitrano anatiny ny mofo fampiononana, ka arosoy eto amiko mba hohaniko.” Koa nalain’i Tamara ireo mofo miendrika fo nataony, ka nentiny tao amin’i Amnona anadahiny tao amin’ny efitrano anatiny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara