Deoteronomia 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 serfa, gazela, serfa kely,+ osidia, antilopa, ondridia, samoà, Fitomaniana 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niala tamin’i Ziona zanakavavy ny famirapiratany rehetra.+Toy ny serfa tsy mahita tanimbilona ireo andrianany,+Ary tsy manan-kery izy ireo mandeha eo alohan’ny mpanenjika azy.+
6 Niala tamin’i Ziona zanakavavy ny famirapiratany rehetra.+Toy ny serfa tsy mahita tanimbilona ireo andrianany,+Ary tsy manan-kery izy ireo mandeha eo alohan’ny mpanenjika azy.+