FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 40:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nisy varavarankely mihatery+ ny efitra fiambenana sy ny andry teo anilany izay nitodika tany anatin’ny vavahady sy tao amin’ny lafiny nanodidina. Nisy varavarankely toy izany koa ny lala-mitafo. Nanodidina sy nitodika tany anatiny ireo varavarankely. Ary nisy sarina hazo palmie teo amin’ireo andry.+

  • Ezekiela 41:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nisy varavarankely mihatery+ sy sarina hazo palmie teo amin’ny andaniny sy ny ankilany tamin’ny rindrin’ny lala-mitafo sy ny rindrin’ny efitrefitra tamin’ilay trano ary teo amin’ireo tafokely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara