1 Mpanjaka 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nasiany varavarankely maromaro ilay trano, ary nataony mihatery ny varavarankeliny.+ Ezekiela 41:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nisy varavarankely mihatery+ sy sarina hazo palmie teo amin’ny andaniny sy ny ankilany tamin’ny rindrin’ny lala-mitafo sy ny rindrin’ny efitrefitra tamin’ilay trano ary teo amin’ireo tafokely.
26 Nisy varavarankely mihatery+ sy sarina hazo palmie teo amin’ny andaniny sy ny ankilany tamin’ny rindrin’ny lala-mitafo sy ny rindrin’ny efitrefitra tamin’ilay trano ary teo amin’ireo tafokely.