Eksodosy 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ory dia ory ny olona rehefa nandre izany teny nampalahelo izany,+ ka tsy nisy nanao firavaka. 2 Samoela 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mitomania an’i Saoly, ry zanakavavin’ny Israely!Nampitafy anareo akanjo mena midorehitra nisy ravaka mirenty izy,Ary nanisy haingony volamena teny amin’ny akanjonareo.+
24 Mitomania an’i Saoly, ry zanakavavin’ny Israely!Nampitafy anareo akanjo mena midorehitra nisy ravaka mirenty izy,Ary nanisy haingony volamena teny amin’ny akanjonareo.+