1 Mpanjaka 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary isaky ny nankao amin’ny tranon’i Jehovah ny mpanjaka, dia nentin’ny mpihazakazaka ireo ampinga ireo, ary avy eo dia naveriny tao amin’ny efitra fiambenan’izy ireo.+ 2 Tantara 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida niaraka tamin’ireo mpanjaka izy,+ satria nanao soa teo amin’ny Israely+ sy tamin’Andriamanitra ary tamin’ny tranon’Andriamanitra.
28 Ary isaky ny nankao amin’ny tranon’i Jehovah ny mpanjaka, dia nentin’ny mpihazakazaka ireo ampinga ireo, ary avy eo dia naveriny tao amin’ny efitra fiambenan’izy ireo.+
16 Koa nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida niaraka tamin’ireo mpanjaka izy,+ satria nanao soa teo amin’ny Israely+ sy tamin’Andriamanitra ary tamin’ny tranon’Andriamanitra.