Deoteronomia 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+ 2 Tantara 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa raha vao azom-pahoriana izy,+ dia niezaka nampitony an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka tena nanetry tena+ tokoa teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razany.
29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+
12 Koa raha vao azom-pahoriana izy,+ dia niezaka nampitony an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka tena nanetry tena+ tokoa teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razany.