FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 6:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 ary miverina aminao amin’ny fony manontolo+ sy ny heriny manontolo izy, any amin’ny tany izay nitondran’ny mpamabo azy,+ ary mivavaka aminao manandrify ny taniny izay nomenao ny razany, eny, ny tanàna nofidinao+ sy ny trano naoriko ho an’ny anaranao,+

  • Daniela 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha vao ren’i Daniela kosa anefa hoe efa vita sonia ilay lalàna, dia nankao an-tranony izy, ka nandohalika sy nivavaka+ ary nidera an’Andriamaniny+ intelo isan’andro,+ araka ny efa fanaony talohan’izay.+ Ary efa nisokatra nanandrify an’i Jerosalema+ ny varavarankelin’ny efitranony tany an-tampon-trano.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara