1 Mpanjaka 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Tamin’ny volana Ziva,+ tamin’ny taona fahefatra, no napetraka ny fototry+ ny tranon’i Jehovah. 1 Mpanjaka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary tamin’ny volana Bola, izany hoe ny volana fahavalo, tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo no nahavitana ilay trano+ araka ny tsipiriany rehetra sy araka ilay planina+ manontolo. Fito taona, araka izany, no nanaovany azy.
38 Ary tamin’ny volana Bola, izany hoe ny volana fahavalo, tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo no nahavitana ilay trano+ araka ny tsipiriany rehetra sy araka ilay planina+ manontolo. Fito taona, araka izany, no nanaovany azy.