2 Samoela 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy. 1 Mpanjaka 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nikomy tamin’ny mpanjaka izy, satria nanorina ny Dongon-tany+ i Solomona, ka notampenany ny banga teo amin’ny Tanànan’i Davida rainy.+ 2 Mpanjaka 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Niray tetika+ hamono an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano+ teo amin’ny Dongon-tany,+ izay tany amin’ny lalana midina ho any Sila.
9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy.
27 Nikomy tamin’ny mpanjaka izy, satria nanorina ny Dongon-tany+ i Solomona, ka notampenany ny banga teo amin’ny Tanànan’i Davida rainy.+
20 Niray tetika+ hamono an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano+ teo amin’ny Dongon-tany,+ izay tany amin’ny lalana midina ho any Sila.