1 Mpanjaka 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nampanantsoin’i Solomona Mpanjaka ireo voantso hanao fanompoana,+ mba hanao ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranony ary ny Dongon-tany+ sy ny mandan’i+ Jerosalema, sy Hazora+ sy Megido+ ary Gazera.+
15 Ary nampanantsoin’i Solomona Mpanjaka ireo voantso hanao fanompoana,+ mba hanao ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranony ary ny Dongon-tany+ sy ny mandan’i+ Jerosalema, sy Hazora+ sy Megido+ ary Gazera.+