FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ankoatra an’ireo andriana lehibem-paritra+ nampiasain’i Solomona mba hanara-maso ny asa, izany hoe ireo telonjato sy telo arivo lahy lehiben’ireo mpiasa+ am-perinasa.

  • 2 Tantara 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa nataony mpitondra entana+ ny fito alina, ary mpipai-bato+ eny an-tendrombohitra ny valo alina, ary mpiandraikitra an’ireo olona niasa+ ny eninjato sy telo arivo.

  • 2 Tantara 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary dimampolo sy roanjato ny mpiadidy ny lehibem-paritra+ nananan’i Solomona Mpanjaka, dia ireo lehiben’ny mpiasa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara