Mpitsara 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nahafoy an’i Jehovah izy ireo, ka nanompo an’i Bala sy ireo sarin’i Astarta.+ 1 Samoela 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nanao hoe: ‘Efa nanota izahay,+ fa nafoinay i Jehovah mba hanompoanay an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Koa afaho+ eo an-tanan’ny fahavalonay izahay mba hanompoanay anao.’
10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nanao hoe: ‘Efa nanota izahay,+ fa nafoinay i Jehovah mba hanompoanay an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Koa afaho+ eo an-tanan’ny fahavalonay izahay mba hanompoanay anao.’