FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+

  • Nomery 33:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Roahy tsy ho eo anatrehanareo ny mponina rehetra ao amin’ilay tany, ary poteho ny sarivongana rehetra nataon’izy ireo tamin’ny vato.+ Poteho+ koa ny sarivongany metaly+ rehetra, sy ny toerana avo masina rehetra eo amin’izy ireo.

  • 2 Mpanjaka 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i Hezekia rainy.+ Ary nanorina alitara ho an’i Bala sy nanao tsato-kazo masina izy, toy ny nataon’i Ahaba+ mpanjakan’ny Israely. Dia niankohoka+ teo anatrehan’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ izy, ka nanompo an’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara