FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nametrahany toby miaramila tany Edoma.+ Eny, nametrahany toby miaramila eran’i Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+

  • 1 Tantara 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary i Abisay+ zanak’i Zeroia+ nahafaty Edomita valo arivo sy iray alina teo amin’ny Lohasahan-tsira.+

  • Salamo 60:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Ho an’ny mpitarika ny Lisy Fampahatsiahivana. Miktama nataon’i Davida. Natao hampianarana.+ Tamin’izy niady tamin’i Arama-naharaima sy Arama-zoba, ary niverina i Joaba ka namono Edomita roa arivo sy iray alina, tao amin’ny Lohasahan-tsira.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara