FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Davida tamin’i Ahimeleka Hetita+ sy Abisay+ zanak’i Zeroia,+ rahalahin’i Joaba: “Iza no hidina hiaraka amiko hankeny amin’i Saoly ao an-toby?” Dia hoy i Abisay: “Hiaraka aminao aho.”+

  • 2 Samoela 3:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa i Joaba sy Abisay+ rahalahiny no namono an’i Abnera,+ noho ny namonoany ho faty an’i Asahela rahalahin’izy ireo tany an’ady, tany Gibeona.+

  • 2 Samoela 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny sisa kosa nankininy tamin’i Abisay+ rahalahiny, ka nasainy naka ny toerany avy mba hifanandrina tamin’ny taranak’i Amona.+

  • 2 Samoela 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Davida tamin’i Abisay:+ “Hitondra loza ho antsika mihoatra noho i Absaloma,+ i Sheba+ zanak’i Bikry. Koa ento ny mpanompon’ny+ tomponao ka enjeho izy, sao hiditra any amin’ny tanàna voaro mafy izy ka tsy ho hitantsika intsony.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara