23 Dia hoy i Elkana vadiny:+ “Ataovy izay hitanao fa mety.+ Mijanòna ato an-trano mandra-pahatongan’ny fotoana hampisarahanao nono azy. Hanatanteraka ny teniny anie i Jehovah!”+ Koa nijanona tao an-trano ravehivavy ary nampinono an’ilay zanany, mandra-pahatongan’ny fotoana nampisarahany nono azy.+