-
1 Mpanjaka 20:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ary hoy i Beni-hadada taminy: “Haveriko aminao ny tanàna+ nalain-draiko tamin-drainao. Ary hifidy arabe ho anao ianao any Damaskosy, toy ny nifidianan’ny raiko arabe tany Samaria.”
Dia hoy i Ahaba: “Halefako ianao raha manao fifanekena+ isika.”
Koa nanao fifanekena taminy izy, ka namela azy handeha.
-