Ohabolana 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Mahita olona mahay ny asany ve ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no ijoroany,+ fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olon-tsotra izy. Romanina 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aza malaina amin’izay ataonareo.+ Aoka ianareo harehitry ny fanahy.+ Manompoa an’i Jehovah.+
29 Mahita olona mahay ny asany ve ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no ijoroany,+ fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olon-tsotra izy.