FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita fantatro fa mahay mitendry harpa.+ Lehilahy matanjaka+ sy mahery fo izy sady lehilahy mpiady.+ Mahay mandaha-teny+ koa izy sady tsara bika,+ ary momba azy i Jehovah.”+

  • 2 Samoela 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary toy ny hoe torohevitra azo rehefa nanontany an’Andriamanitra, ny torohevitra nomen’i Ahitofela tamin’izany andro izany. Na tamin’i Davida na tamin’i Absaloma, dia toy izany ny torohevitra+ rehetra nomen’i Ahitofela.+

  • 1 Mpanjaka 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Zanaky ny vehivavy mpitondratena avy amin’ny fokon’i Naftaly i Hirama, fa avy any Tyro kosa ny rainy,+ izay mpanao asa varahina.+ Feno fahendrena sy fahiratan-tsaina+ ary fahalalana hoenti-manao asa varahina isan-karazany izy. Dia tonga tany amin’i Solomona Mpanjaka izy ka nanao ny asa rehetra nampanaoviny.

  • Daniela 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary niresaka tamin’izy ireo ny mpanjaka, ka tsy nisy tahaka an’i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria+ tamin’izy rehetra. Koa nanompo teo anatrehan’ny mpanjaka izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara