2 Mpanjaka 17:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny Avita+ indray nanao an’i Nibaza sy Tartaka. Ny Sefarvita+ kosa nandoro ny zanany tao anaty afo+ ho an’i Adrameleka sy Anameleka andriamanitr’i Sefarvaima. Isaia 37:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aiza izao ny mpanjakan’i Hamata,+ ny mpanjakan’i Arpada,+ ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima,+ ary ny mpanjakan’i Hena sy Iva?’”+
31 Ny Avita+ indray nanao an’i Nibaza sy Tartaka. Ny Sefarvita+ kosa nandoro ny zanany tao anaty afo+ ho an’i Adrameleka sy Anameleka andriamanitr’i Sefarvaima.
13 Aiza izao ny mpanjakan’i Hamata,+ ny mpanjakan’i Arpada,+ ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima,+ ary ny mpanjakan’i Hena sy Iva?’”+