1 Mpanjaka 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Jeho+ zafikelin’i Nimsy+ kosa hosory ho mpanjakan’ny Israely. Ary i Elisa+ zanak’i Safata, avy any Abela-mehola,+ hosory ho mpaminany handimby anao.+ 2 Mpanjaka 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa nahatazana azy teny lavidavitra teny ny zanaky ny mpaminany tao Jeriko, dia nanao hoe: “Efa mitoetra ao amin’i Elisa ny fanahy+ niasa tamin’i Elia.” Koa nitsena azy izy ireo, ka niankohoka+ tamin’ny tany teo anatrehany.
16 I Jeho+ zafikelin’i Nimsy+ kosa hosory ho mpanjakan’ny Israely. Ary i Elisa+ zanak’i Safata, avy any Abela-mehola,+ hosory ho mpaminany handimby anao.+
15 Rehefa nahatazana azy teny lavidavitra teny ny zanaky ny mpaminany tao Jeriko, dia nanao hoe: “Efa mitoetra ao amin’i Elisa ny fanahy+ niasa tamin’i Elia.” Koa nitsena azy izy ireo, ka niankohoka+ tamin’ny tany teo anatrehany.