2 Mpanjaka 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary tsy natahotra+ an’i Jehovah izy ireo, raha vao nanomboka nonina tao, ka nandefasan’i Jehovah liona.+ Dia namono olona teo amin’izy ireo ny liona.
25 Ary tsy natahotra+ an’i Jehovah izy ireo, raha vao nanomboka nonina tao, ka nandefasan’i Jehovah liona.+ Dia namono olona teo amin’izy ireo ny liona.