1 Tantara 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jotama niteraka an’i Ahaza;+ Ahaza niteraka an’i Hezekia;+ Hezekia niteraka an’i Manase;+ 2 Tantara 28:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, ka nalevina tao an-tanàna tao Jerosalema, fa tsy nampidirina tao amin’ny fasan’ireo mpanjakan’ny Israely.+ Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy. Matio 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ozia niteraka an’i Jotama;Jotama+ niteraka an’i Ahaza;+Ahaza niteraka an’i Hezekia;+
27 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, ka nalevina tao an-tanàna tao Jerosalema, fa tsy nampidirina tao amin’ny fasan’ireo mpanjakan’ny Israely.+ Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.