2 Tantara 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Roa amby telopolo taona i Jorama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Farany, dia maty izy nefa tsy nisy nalahelo azy.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ izy, fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+ 2 Tantara 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Manase,+ ka nalevina+ tany amin’izay nisy ny tranony. Ary i Amona+ zanany no nanjaka nandimby azy. Ohabolana 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+
20 Roa amby telopolo taona i Jorama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Farany, dia maty izy nefa tsy nisy nalahelo azy.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ izy, fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+
20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Manase,+ ka nalevina+ tany amin’izay nisy ny tranony. Ary i Amona+ zanany no nanjaka nandimby azy.
7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+