2 Tantara 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ny toerana avo+ kosa mbola nisy teo amin’ny Israely ihany.+ Nifikitra tanteraka tamin’Andriamanitra anefa ny fon’i Asa, nandritra ny androm-piainany.+ 2 Tantara 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mbola nisy ihany anefa ny toerana avo.+ Ary mbola tsy nanomana ny fony hitady an’ilay Andriamanitry ny razany+ ny vahoaka.
17 Fa ny toerana avo+ kosa mbola nisy teo amin’ny Israely ihany.+ Nifikitra tanteraka tamin’Andriamanitra anefa ny fon’i Asa, nandritra ny androm-piainany.+
33 Mbola nisy ihany anefa ny toerana avo.+ Ary mbola tsy nanomana ny fony hitady an’ilay Andriamanitry ny razany+ ny vahoaka.