2 Mpanjaka 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nandefa iraka ho any amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, nanao hoe: “Mpanomponao aho+ sady zanakao. Koa miakara hamonjy+ ahy eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa mitsangana hamely ahy ry zareo.”
7 Nandefa iraka ho any amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, nanao hoe: “Mpanomponao aho+ sady zanakao. Koa miakara hamonjy+ ahy eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa mitsangana hamely ahy ry zareo.”