1 Mpanjaka 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy ny navalin’ny mpanjakan’ny Israely: “Anao tokoa aho sy izay rehetra ananako, araka ny teninao, ry mpanjaka tompoko.”+
4 Dia hoy ny navalin’ny mpanjakan’ny Israely: “Anao tokoa aho sy izay rehetra ananako, araka ny teninao, ry mpanjaka tompoko.”+