FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ho ripaka toy ireo firenena izay haringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehanareo ianareo, satria tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrareo.+

  • 1 Mpanjaka 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hasian’i Jehovah tokoa ny Israely, toy ny bararata mihozongozona any anaty rano.+ Ary tena hongotany+ tsy ho eto amin’ity tany tsara+ nomeny ny razany ity ny Israely, ka haparitany+ any ampitan’ny Renirano,+ noho izy ireo nanao an’ireny tsato-kazony masina+ ireny, ka nampahatezitra+ an’i Jehovah.

  • 2 Mpanjaka 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izany no nitranga noho ny nanotan’ny+ zanak’Israely tamin’i Jehovah Andriamaniny, izay nitondra azy niakatra avy tany Ejipta avy teo an-tanan’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Natahotra andriamani-kafa koa izy ireo.+

  • Nehemia 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy nety nihaino izy ireo+ ary tsy nahatsiaro+ ireo asa mahatalanjona nataonao ho azy. Nanjary mafy hatoka+ kosa izy ireo ka nanendry olona hitarika+ azy hiverina ho andevo any Ejipta. Andriamanitra mamela heloka+ anefa ianao, sady tsara fanahy,+ mamindra fo,+ tsy mora tezitra+ ary be+ hatsaram-panahy feno fitiavana, ka tsy nahafoy azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara