2 Mpanjaka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ary nomba azy i Jehovah.+ Malina foana izy tamin’izay rehetra nataony.+ Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka tsy nanompo azy.+ Ohabolana 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+ Lioka 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Raha tsy ho afaka hifanandrina aminy izy, dia haniraka ambasadaoro hanao raharaham-pihavanana,+ dieny mbola lavitra ilay anankiray.
7 ary nomba azy i Jehovah.+ Malina foana izy tamin’izay rehetra nataony.+ Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka tsy nanompo azy.+
32 Raha tsy ho afaka hifanandrina aminy izy, dia haniraka ambasadaoro hanao raharaham-pihavanana,+ dieny mbola lavitra ilay anankiray.