2 Dia nirahiny ho any amin’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza,+ i Eliakima+ mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary ny anti-panahy mpisorona. Ary nitafy lamba gony daholo ireo.
3 Ary nivoaka ho eo amin’i Rabsake i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa+ zanak’i Asafa,+ mpanoratra ny raharaham-panjakana.+
16 “Maniraka anareo aho, ka ho toy ny ondry eo afovoan’ny amboadia+ ianareo. Koa aoka ianareo ho malina tahaka ny bibilava,+ nefa tsy hanan-tsiny tahaka ny voromailala.+