FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nantsoin’izy ireo ny mpanjaka. Kanjo i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa mpanoratra ny raharaham-panjakana, no nivoaka ho eo amin’izy ireo.

  • 2 Mpanjaka 18:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Fa nankao amin’i Hezekia kosa i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa+ zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana. Ary samy efa nandrovitra ny akanjony avy izy ireo.+ Dia nolazain’izy ireo tamin’i Hezekia ny tenin’i Rabsake.

  • Isaia 36:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nivoaka ho eo amin’i Rabsake i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa+ zanak’i Asafa,+ mpanoratra ny raharaham-panjakana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara