Nehemia 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary niteny asdodita ny antsasaky ny zanak’izy ireo. Tsy nisy nahay fiteny jiosy ny ankizy rehetra,+ fa fitenin’ny firenen-kafa kosa no hainy. Asan’ny Apostoly 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary vao mainka nangina izy ireo rehefa nandre azy niteny hebreo+ taminy. Dia hoy izy:
24 Ary niteny asdodita ny antsasaky ny zanak’izy ireo. Tsy nisy nahay fiteny jiosy ny ankizy rehetra,+ fa fitenin’ny firenen-kafa kosa no hainy.