1 Mpanjaka 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+ 1 Mpanjaka 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nonina tsy amin’ahiahy+ ny Joda+ sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona, ka samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+
20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+
25 Dia nonina tsy amin’ahiahy+ ny Joda+ sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona, ka samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+