Isaia 37:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Rehefa ren’i Hezekia Mpanjaka izany, dia norovitiny avy hatrany ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ izy, ka nankao an-tranon’i Jehovah.+
37 Rehefa ren’i Hezekia Mpanjaka izany, dia norovitiny avy hatrany ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ izy, ka nankao an-tranon’i Jehovah.+