2 Mpanjaka 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa ren’i Hezekia+ Mpanjaka izany, dia norovitiny avy hatrany ny akanjony.+ Ary nitafy lamba gony izy,+ ka nankao an-tranon’i Jehovah.+ Matio 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida!+ Raha tany Tyro sy Sidona mantsy no nanaovana ny fahagagana natao tao aminareo, dia ho efa nibebaka hatry ny ela ireo ka niakanjo gony sy nihosin-davenona.+
19 Rehefa ren’i Hezekia+ Mpanjaka izany, dia norovitiny avy hatrany ny akanjony.+ Ary nitafy lamba gony izy,+ ka nankao an-tranon’i Jehovah.+
21 “Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida!+ Raha tany Tyro sy Sidona mantsy no nanaovana ny fahagagana natao tao aminareo, dia ho efa nibebaka hatry ny ela ireo ka niakanjo gony sy nihosin-davenona.+