Isaia 37:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary noraisin’i Hezekia teny an-tanan’ireo iraka ny taratasy ka novakiny.+ Dia niakatra tao an-tranon’i Jehovah izy, ka namelatra izany teo anatrehan’i Jehovah.+
14 Ary noraisin’i Hezekia teny an-tanan’ireo iraka ny taratasy ka novakiny.+ Dia niakatra tao an-tranon’i Jehovah izy, ka namelatra izany teo anatrehan’i Jehovah.+